# Handeha am-pilaminana aho Ny mandeha am-pilaminana dia miaina fiainana am-pilaminana. DH: "Hiaina am-pilaminana ao amin'Andriamanitra aho" # mitady ny fampianaranao Ny "mitady" dia mahazo fahazavan-tsaina amin'ny fampianaran'Andriamanitra toy ny hoe azon'olona jerena ireo. # ny didy masinao eo anatrehan'ireo mpanjaka "didy lehibe eo anatrehan'ireo mpanjaka" na "fitsipika ho an'ireo mpanjaka"