plt_tn/psa/119/045.md

402 B

Handeha am-pilaminana aho

Ny mandeha am-pilaminana dia miaina fiainana am-pilaminana. DH: "Hiaina am-pilaminana ao amin'Andriamanitra aho"

mitady ny fampianaranao

Ny "mitady" dia mahazo fahazavan-tsaina amin'ny fampianaran'Andriamanitra toy ny hoe azon'olona jerena ireo.

ny didy masinao eo anatrehan'ireo mpanjaka

"didy lehibe eo anatrehan'ireo mpanjaka" na "fitsipika ho an'ireo mpanjaka"