plt_tn/psa/119/043.md

12 lines
372 B
Markdown

# Aza esorina amin'ny vavako ny teny fahamarinana
"ny vavako" dia manondro fitenenana momba ireo tenin'Andriamanitra. DH: "Aza sorohana mihitsy aho amin'ny fitenenana ny fahamarinanao"
# fa efa niandry ny lalà-marinao aho
Ny "fiandrasana" dia misy endrika fitokisana, fananana fahatokian-tena fa Andriamanitra hanao araka ny didiny.
# Hitandrina aho
"Hankatò aho"