# Aza esorina amin'ny vavako ny teny fahamarinana "ny vavako" dia manondro fitenenana momba ireo tenin'Andriamanitra. DH: "Aza sorohana mihitsy aho amin'ny fitenenana ny fahamarinanao" # fa efa niandry ny lalà-marinao aho Ny "fiandrasana" dia misy endrika fitokisana, fananana fahatokian-tena fa Andriamanitra hanao araka ny didiny. # Hitandrina aho "Hankatò aho"