plt_tn/psa/119/043.md

372 B

Aza esorina amin'ny vavako ny teny fahamarinana

"ny vavako" dia manondro fitenenana momba ireo tenin'Andriamanitra. DH: "Aza sorohana mihitsy aho amin'ny fitenenana ny fahamarinanao"

fa efa niandry ny lalà-marinao aho

Ny "fiandrasana" dia misy endrika fitokisana, fananana fahatokian-tena fa Andriamanitra hanao araka ny didiny.

Hitandrina aho

"Hankatò aho"