plt_tn/psa/119/037.md

615 B

Ahodino ny masoko tsy hijery zava-poana

Ity dia sarinteny izay manondro olona maniry zavatra izay tsy misy tombambidy maharitra mandrakizay.

velombelomy amin'ny lalanao indray aho

"ataovy afa-miaina araka izay irianao aho"

velombelomy indray

"atanjaho ny aiko" na "omeo hery aho"

Tanteraho ho an'ny mpanomponao ny fampanantenanao izay nataonao tamin'ireo izay manaja Anao

"Ataovy amin'ny mpanomponao izay nampanantenainao hatao amin'ireo izay manaja Anao"

ny mpanomponao

Ny mpanoratra dia nanondro ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra mpba hampisehoana fanetre-tena. DH: "ahy, izay mpanomponao"