# Ahodino ny masoko tsy hijery zava-poana Ity dia sarinteny izay manondro olona maniry zavatra izay tsy misy tombambidy maharitra mandrakizay. # velombelomy amin'ny lalanao indray aho "ataovy afa-miaina araka izay irianao aho" # velombelomy indray "atanjaho ny aiko" na "omeo hery aho" # Tanteraho ho an'ny mpanomponao ny fampanantenanao izay nataonao tamin'ireo izay manaja Anao "Ataovy amin'ny mpanomponao izay nampanantenainao hatao amin'ireo izay manaja Anao" # ny mpanomponao Ny mpanoratra dia nanondro ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra mpba hampisehoana fanetre-tena. DH: "ahy, izay mpanomponao"