plt_tn/psa/119/037.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ahodino ny masoko tsy hijery zava-poana
Ity dia sarinteny izay manondro olona maniry zavatra izay tsy misy tombambidy maharitra mandrakizay.
# velombelomy amin'ny lalanao indray aho
"ataovy afa-miaina araka izay irianao aho"
# velombelomy indray
"atanjaho ny aiko" na "omeo hery aho"
# Tanteraho ho an'ny mpanomponao ny fampanantenanao izay nataonao tamin'ireo izay manaja Anao
"Ataovy amin'ny mpanomponao izay nampanantenainao hatao amin'ireo izay manaja Anao"
# ny mpanomponao
Ny mpanoratra dia nanondro ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra mpba hampisehoana fanetre-tena. DH: "ahy, izay mpanomponao"