plt_tn/psa/119/035.md

16 lines
676 B
Markdown

# Tariho amin'ny lalan'ny didinao aho
"Tariho aho araka ny didinao" na "Ampianaro aho hankatò ny didinao." Ny didin'Andriamanitra dia ampitahaina amin'ny lalana izay diavin'olona iray amin'ny fankatoavana an'Andriamanitra.
# Ampizory amin'ny didim-panekenao ny foko
Ity dia fomba fiteny. Ny "fo" eto dia manondro ny sitrapo, faniriana, sy safidy izay mitarika ny fiainan'olona iray. DH: "Ataovy tia ny didim-panekenao aho"
# ny didim-panekenao
"mba hankatò ny didim-panekenao." Izany dia manondro ny fankatoavana ny Lalàn'i Mosesy.
# harena tsy marina
"ny faniriana harena." Izany dia manondro harena azo tamin'ny fomba tsy ara-dalàna na tsy rariny tamin'ny hafa.