plt_tn/psa/119/035.md

676 B

Tariho amin'ny lalan'ny didinao aho

"Tariho aho araka ny didinao" na "Ampianaro aho hankatò ny didinao." Ny didin'Andriamanitra dia ampitahaina amin'ny lalana izay diavin'olona iray amin'ny fankatoavana an'Andriamanitra.

Ampizory amin'ny didim-panekenao ny foko

Ity dia fomba fiteny. Ny "fo" eto dia manondro ny sitrapo, faniriana, sy safidy izay mitarika ny fiainan'olona iray. DH: "Ataovy tia ny didim-panekenao aho"

ny didim-panekenao

"mba hankatò ny didim-panekenao." Izany dia manondro ny fankatoavana ny Lalàn'i Mosesy.

harena tsy marina

"ny faniriana harena." Izany dia manondro harena azo tamin'ny fomba tsy ara-dalàna na tsy rariny tamin'ny hafa.