plt_tn/psa/119/017.md

20 lines
635 B
Markdown

# GIMELA
Ity no anaran'ny litera fahatelo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 17 - 24 dia manomboka amin'ity litera ity.
# ny mpanomponao
Ny mpanoratra niantso ny tenany "ny mpanomponao" mba hampisehoana fanetren-tena.
# Sokafy ny masoko mba hahitako
Ny mpanoratra miteny ny fahazoana fahazavan-tsaina, fahalalana ary fahendrena ho toy ny afaka mahita. DH: "Ampio aho hahatakatra"
# ireo zava-mahatalanjona amin'ny lalànao
Ny mpanoratra miteny ny fahalalinan-tsaina amin'ny lalàna toy ny zavatra mahatalanjona.
# amin'ny lalànao
"amin'ny fitsipikao" na " amin'ny didinao"