plt_tn/psa/119/017.md

635 B

GIMELA

Ity no anaran'ny litera fahatelo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 17 - 24 dia manomboka amin'ity litera ity.

ny mpanomponao

Ny mpanoratra niantso ny tenany "ny mpanomponao" mba hampisehoana fanetren-tena.

Sokafy ny masoko mba hahitako

Ny mpanoratra miteny ny fahazoana fahazavan-tsaina, fahalalana ary fahendrena ho toy ny afaka mahita. DH: "Ampio aho hahatakatra"

ireo zava-mahatalanjona amin'ny lalànao

Ny mpanoratra miteny ny fahalalinan-tsaina amin'ny lalàna toy ny zavatra mahatalanjona.

amin'ny lalànao

"amin'ny fitsipikao" na " amin'ny didinao"