plt_tn/psa/119/005.md

371 B

te ho mafy orina aho

Ny mpanoratra miteny ny maha tafatoetra amin'ny didin'Andriamanitra toy ny hoe tsy misy mahetsika azy mivantana.

amin'ny fitandremana ny didinao

"amin'ny fankatoavana ireo didinao"

tsy ho menatra aho

Ny mpanoratra akory tsy te ho menatra rehefa eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra.

ireo didinao rehetra

"izay rehetra nandidianao anay"