# te ho mafy orina aho Ny mpanoratra miteny ny maha tafatoetra amin'ny didin'Andriamanitra toy ny hoe tsy misy mahetsika azy mivantana. # amin'ny fitandremana ny didinao "amin'ny fankatoavana ireo didinao" # tsy ho menatra aho Ny mpanoratra akory tsy te ho menatra rehefa eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra. # ireo didinao rehetra "izay rehetra nandidianao anay"