plt_tn/psa/119/005.md

16 lines
371 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# te ho mafy orina aho
Ny mpanoratra miteny ny maha tafatoetra amin'ny didin'Andriamanitra toy ny hoe tsy misy mahetsika azy mivantana.
# amin'ny fitandremana ny didinao
"amin'ny fankatoavana ireo didinao"
# tsy ho menatra aho
Ny mpanoratra akory tsy te ho menatra rehefa eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra.
# ireo didinao rehetra
"izay rehetra nandidianao anay"