plt_tn/psa/118/026.md

28 lines
770 B
Markdown

# Ho tahiana izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh
Eto ireo mpisorona dia manomboka miteny amin'ny mpanjaka.
# izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh
Eto ny teny "anarana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh. DH: "ilay tonga ao amin'ny fahefan'i Yaveh"
# hisaoranay avy ao an-tranon'i Yaveh ianao
Eto ireo mpisorona dia miteny amin'ny vahoaka.
# ao an-tranon'i Yaveh
Ny teny "trano" dia manondro ny tempol. DH: "ny tempolin'i Yaveh"
# efa nanome fahazavana ho antsika Izy
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitahy ny vahoakany toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo Yaveh. DH: "nitahy antsika Izy"
# namatotra ny sorona amin'ny tady
"namatotra ny sorona tamin'ny tady"
# Ianao no Andriamanitro
Eto ny mpanoratra dia manomboka miteny amin'i Yaveh mivantana indray.