# Ho tahiana izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh Eto ireo mpisorona dia manomboka miteny amin'ny mpanjaka. # izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh Eto ny teny "anarana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh. DH: "ilay tonga ao amin'ny fahefan'i Yaveh" # hisaoranay avy ao an-tranon'i Yaveh ianao Eto ireo mpisorona dia miteny amin'ny vahoaka. # ao an-tranon'i Yaveh Ny teny "trano" dia manondro ny tempol. DH: "ny tempolin'i Yaveh" # efa nanome fahazavana ho antsika Izy Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitahy ny vahoakany toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo Yaveh. DH: "nitahy antsika Izy" # namatotra ny sorona amin'ny tady "namatotra ny sorona tamin'ny tady" # Ianao no Andriamanitro Eto ny mpanoratra dia manomboka miteny amin'i Yaveh mivantana indray.