plt_tn/psa/118/026.md

770 B

Ho tahiana izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh

Eto ireo mpisorona dia manomboka miteny amin'ny mpanjaka.

izy izay ho avy amin'ny anaran'i Yaveh

Eto ny teny "anarana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh. DH: "ilay tonga ao amin'ny fahefan'i Yaveh"

hisaoranay avy ao an-tranon'i Yaveh ianao

Eto ireo mpisorona dia miteny amin'ny vahoaka.

ao an-tranon'i Yaveh

Ny teny "trano" dia manondro ny tempol. DH: "ny tempolin'i Yaveh"

efa nanome fahazavana ho antsika Izy

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitahy ny vahoakany toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo Yaveh. DH: "nitahy antsika Izy"

namatotra ny sorona amin'ny tady

"namatotra ny sorona tamin'ny tady"

Ianao no Andriamanitro

Eto ny mpanoratra dia manomboka miteny amin'i Yaveh mivantana indray.