plt_tn/psa/118/019.md

16 lines
603 B
Markdown

# Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny fahamarinana
"vohay ho ahy ireo vavahady izay idiran'ny olo-marina." Izany dia fanondroana ireo vavahadin'ny tempoly, ary milaza amin'ireo mpiambina vavahady ny mpanoratra. Ny hevitr'izany feno dia azo atao mazava tsara. DH: "Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny tempoly"
# ireo vavahadin'ny fahamarinana
"ny vavahady izay mitondra mankany amin'ny fanatrehan'i Yaveh" na "ny vavahadin'i Yaveh"
# hisaotra an'i Yaveh
Eto ny mpanoratra manomboka miteny amin'i Yaveh.
# tonga famonjena ho ahy
Ny teny "famonjena" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "nanavotra ahy"