plt_tn/psa/118/019.md

603 B

Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny fahamarinana

"vohay ho ahy ireo vavahady izay idiran'ny olo-marina." Izany dia fanondroana ireo vavahadin'ny tempoly, ary milaza amin'ireo mpiambina vavahady ny mpanoratra. Ny hevitr'izany feno dia azo atao mazava tsara. DH: "Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny tempoly"

ireo vavahadin'ny fahamarinana

"ny vavahady izay mitondra mankany amin'ny fanatrehan'i Yaveh" na "ny vavahadin'i Yaveh"

hisaotra an'i Yaveh

Eto ny mpanoratra manomboka miteny amin'i Yaveh.

tonga famonjena ho ahy

Ny teny "famonjena" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "nanavotra ahy"