# Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny fahamarinana "vohay ho ahy ireo vavahady izay idiran'ny olo-marina." Izany dia fanondroana ireo vavahadin'ny tempoly, ary milaza amin'ireo mpiambina vavahady ny mpanoratra. Ny hevitr'izany feno dia azo atao mazava tsara. DH: "Sokafy ho ahy ireo vavahadin'ny tempoly" # ireo vavahadin'ny fahamarinana "ny vavahady izay mitondra mankany amin'ny fanatrehan'i Yaveh" na "ny vavahadin'i Yaveh" # hisaotra an'i Yaveh Eto ny mpanoratra manomboka miteny amin'i Yaveh. # tonga famonjena ho ahy Ny teny "famonjena" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "nanavotra ahy"