plt_tn/psa/118/015.md

337 B

mandresy ny tanan-kavanan'i Yaveh

Eto ny teny "tanana" dia maneho ny herin'i Yaveh. DH: "nandresy tamin'ny alalan'ny heriny lehibe Yaveh"

Asandratra ny tanan-kavanan'i Yaveh

Eto, ny manandratra tanana dia fihetsiky ny fandresena. DH: "Nanandratra ny tanan-kavanany Yaveh" na "Nanandratra ny tanan-kavanany tamim-pandresena Yaveh"