# mandresy ny tanan-kavanan'i Yaveh Eto ny teny "tanana" dia maneho ny herin'i Yaveh. DH: "nandresy tamin'ny alalan'ny heriny lehibe Yaveh" # Asandratra ny tanan-kavanan'i Yaveh Eto, ny manandratra tanana dia fihetsiky ny fandresena. DH: "Nanandratra ny tanan-kavanany Yaveh" na "Nanandratra ny tanan-kavanany tamim-pandresena Yaveh"