plt_tn/psa/118/015.md

8 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mandresy ny tanan-kavanan'i Yaveh
Eto ny teny "tanana" dia maneho ny herin'i Yaveh. DH: "nandresy tamin'ny alalan'ny heriny lehibe Yaveh"
# Asandratra ny tanan-kavanan'i Yaveh
Eto, ny manandratra tanana dia fihetsiky ny fandresena. DH: "Nanandratra ny tanan-kavanany Yaveh" na "Nanandratra ny tanan-kavanany tamim-pandresena Yaveh"