plt_tn/psa/118/008.md

8 lines
390 B
Markdown

# ny mialoka ao amin'i Yaveh
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh"
# ny mitoetra ao amin'i Yaveh
Ity andininy ity dia mifanindry lalana amin'ilay mialoha azy. Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh"