# ny mialoka ao amin'i Yaveh Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh" # ny mitoetra ao amin'i Yaveh Ity andininy ity dia mifanindry lalana amin'ilay mialoha azy. Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh"