plt_tn/psa/118/008.md

390 B

ny mialoka ao amin'i Yaveh

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh"

ny mitoetra ao amin'i Yaveh

Ity andininy ity dia mifanindry lalana amin'ilay mialoha azy. Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe fialofana, toerana izay ahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "ny mitady fiarovana avy amin'i Yaveh"