plt_tn/psa/118/001.md

391 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Misaora an'i Yaveh, fa tsara Izy

"Misaora an'i Yaveh noho ireo zava-tsoa ataony"

maharitra mandrakizay ny famindram-pony

"Tia antsika amim-pahatokiana mandrakizay Izy"

Aoka Israely hiteny

Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Aoka ny vahoakan'Israely hilaza"