forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
391 B
Markdown
16 lines
391 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Misaora an'i Yaveh, fa tsara Izy
|
||
|
|
||
|
"Misaora an'i Yaveh noho ireo zava-tsoa ataony"
|
||
|
|
||
|
# maharitra mandrakizay ny famindram-pony
|
||
|
|
||
|
"Tia antsika amim-pahatokiana mandrakizay Izy"
|
||
|
|
||
|
# Aoka Israely hiteny
|
||
|
|
||
|
Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Aoka ny vahoakan'Israely hilaza"
|