# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Misaora an'i Yaveh, fa tsara Izy "Misaora an'i Yaveh noho ireo zava-tsoa ataony" # maharitra mandrakizay ny famindram-pony "Tia antsika amim-pahatokiana mandrakizay Izy" # Aoka Israely hiteny Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Aoka ny vahoakan'Israely hilaza"