plt_tn/psa/116/018.md

446 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny ny olona nanoratra ity tonon-kira ity.

Ho tanterahiko ... ny vahoakany rehetra

Adika mitovy amin'ny nandikanao izany ao amin'ny andininy 1116:12 izany.

tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh

Ny teny "trano" dia manondro ny tempolin'i Yaveh. DH: "tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh"

teo afovoanao, ry Jerosalema

Ny mpanoratra miteny an i Jerosalema toy ny hoe olona. DH: "tany Jerosalema"