plt_tn/psa/116/018.md

17 lines
446 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny ny olona nanoratra ity tonon-kira ity.
# Ho tanterahiko ... ny vahoakany rehetra
Adika mitovy amin'ny nandikanao izany ao amin'ny andininy 1116:12 izany.
# tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh
Ny teny "trano" dia manondro ny tempolin'i Yaveh. DH: "tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh"
# teo afovoanao, ry Jerosalema
Ny mpanoratra miteny an
i Jerosalema toy ny hoe olona. DH: "tany Jerosalema"