# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny ny olona nanoratra ity tonon-kira ity. # Ho tanterahiko ... ny vahoakany rehetra Adika mitovy amin'ny nandikanao izany ao amin'ny andininy 1116:12 izany. # tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh Ny teny "trano" dia manondro ny tempolin'i Yaveh. DH: "tao an-kianjan'ny tranon'i Yaveh" # teo afovoanao, ry Jerosalema Ny mpanoratra miteny an i Jerosalema toy ny hoe olona. DH: "tany Jerosalema"