plt_tn/psa/116/016.md

679 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny ny olona nanoratra ity salamo ity.

zanaka lahin'ny mpanompo vavinao

Izany dia toa fanondroana ny renin'ny mpanoratra ary maneho fa nanompo tamim-pahatokiana an'i Yaveh izy. Ny dika feno amin'ity dia azo atao mazava tsara. DH: "tahaka ny reniko izay mpanompona"

nesorinao ny fatorako

Ny mpanoratra miteny ny maha idiran-doza ny fahafatesana toy ny hoe nofatorana rojo vy tao an-tranomaizina izy. DH: "nanavotra ahy tamin'ny fahafatesana Ianao"

ny sorom-pisaorana

"sorona mba hanehoana ny fisaorako"

hiantso ny anaran'i Yaveh

Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "hiantso an'i Yaveh"