plt_tn/psa/116/016.md

20 lines
679 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny ny olona nanoratra ity salamo ity.
# zanaka lahin'ny mpanompo vavinao
Izany dia toa fanondroana ny renin'ny mpanoratra ary maneho fa nanompo tamim-pahatokiana an'i Yaveh izy. Ny dika feno amin'ity dia azo atao mazava tsara. DH: "tahaka ny reniko izay mpanompona"
# nesorinao ny fatorako
Ny mpanoratra miteny ny maha idiran-doza ny fahafatesana toy ny hoe nofatorana rojo vy tao an-tranomaizina izy. DH: "nanavotra ahy tamin'ny fahafatesana Ianao"
# ny sorom-pisaorana
"sorona mba hanehoana ny fisaorako"
# hiantso ny anaran'i Yaveh
Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "hiantso an'i Yaveh"