# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny ny olona nanoratra ity salamo ity. # zanaka lahin'ny mpanompo vavinao Izany dia toa fanondroana ny renin'ny mpanoratra ary maneho fa nanompo tamim-pahatokiana an'i Yaveh izy. Ny dika feno amin'ity dia azo atao mazava tsara. DH: "tahaka ny reniko izay mpanompona" # nesorinao ny fatorako Ny mpanoratra miteny ny maha idiran-doza ny fahafatesana toy ny hoe nofatorana rojo vy tao an-tranomaizina izy. DH: "nanavotra ahy tamin'ny fahafatesana Ianao" # ny sorom-pisaorana "sorona mba hanehoana ny fisaorako" # hiantso ny anaran'i Yaveh Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "hiantso an'i Yaveh"