plt_tn/psa/112/008.md

424 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh.

Milamina ny fony

"Votohana ny fony." Eto ny teny "fo" dia manondro an'ilay olona. Ireo mety ho heviny dia 1) "anaty fiadanana izy" na 2) "matoky tena izy"

ny fahamarinany haharitra mandrakizay

"ireo asany marina haharitra mandrakizay." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 112:3.