# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh. # Milamina ny fony "Votohana ny fony." Eto ny teny "fo" dia manondro an'ilay olona. Ireo mety ho heviny dia 1) "anaty fiadanana izy" na 2) "matoky tena izy" # ny fahamarinany haharitra mandrakizay "ireo asany marina haharitra mandrakizay." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 112:3.