plt_tn/psa/112/008.md

12 lines
424 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh.
# Milamina ny fony
"Votohana ny fony." Eto ny teny "fo" dia manondro an'ilay olona. Ireo mety ho heviny dia 1) "anaty fiadanana izy" na 2) "matoky tena izy"
# ny fahamarinany haharitra mandrakizay
"ireo asany marina haharitra mandrakizay." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 112:3.