plt_tn/psa/112/003.md

16 lines
679 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh.
# Harena sy fananana no ao an-tranony
Eto ny teny "trano" dia maneho ny fianakaviana. Ny teny "harena" dia manondro habetsahan'ny harena. DH: "Manan-karena tokoa ny ankohonany"
# Manazava ao amin'ny maizina ho an'ny olona masina ny hazavana
Ny mpanoratra miteny ny fitahian'Andriamanitra ny olona masina amin'ny andro sarotra toy ny hoe hazavana mamiratra amin'ny aizina. DH: "Tahaka ny hazana mamiratra anaty aizina ireo fitahiana izay raisin'ny olona masina avy amin'Andriamanitra"
# mampisambo-bola
"mampisambo-bola amin'ny olona hafa"