# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh. # Harena sy fananana no ao an-tranony Eto ny teny "trano" dia maneho ny fianakaviana. Ny teny "harena" dia manondro habetsahan'ny harena. DH: "Manan-karena tokoa ny ankohonany" # Manazava ao amin'ny maizina ho an'ny olona masina ny hazavana Ny mpanoratra miteny ny fitahian'Andriamanitra ny olona masina amin'ny andro sarotra toy ny hoe hazavana mamiratra amin'ny aizina. DH: "Tahaka ny hazana mamiratra anaty aizina ireo fitahiana izay raisin'ny olona masina avy amin'Andriamanitra" # mampisambo-bola "mampisambo-bola amin'ny olona hafa"