plt_tn/psa/112/003.md

679 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh.

Harena sy fananana no ao an-tranony

Eto ny teny "trano" dia maneho ny fianakaviana. Ny teny "harena" dia manondro habetsahan'ny harena. DH: "Manan-karena tokoa ny ankohonany"

Manazava ao amin'ny maizina ho an'ny olona masina ny hazavana

Ny mpanoratra miteny ny fitahian'Andriamanitra ny olona masina amin'ny andro sarotra toy ny hoe hazavana mamiratra amin'ny aizina. DH: "Tahaka ny hazana mamiratra anaty aizina ireo fitahiana izay raisin'ny olona masina avy amin'Andriamanitra"

mampisambo-bola

"mampisambo-bola amin'ny olona hafa"