plt_tn/psa/110/007.md

20 lines
861 B
Markdown

# Hisotro amin'ny lohasahan-driaka any an-dalana izy
Hisotro rano ihany no hijanonan'ny mpanjaka dia manohy manenjika ireo fahavalony izy. DH: "Satria izy manenjika ireo fahavalony, dia misotro rano ihany no hany hijanonany kely amin'ny lohasahan-driaka"
# amin'ny lohasahan-driaka
Izany dia midika fa hisotro rano amin'ny lohasahan-driaka izy. Ny lohasahan-driaka dia ranomandeha kely. DH: "Hisotro rano avy amin'ny lohasahan-driaka izy"
# ary dia
"noho izany"
# hampitraka avo ny lohany Izy.
Ireo mety ho heviny dia 1) Ny mpanjaka mampitraka ihany no mampitraka ny lohany na 2) Yaveh no mampitraka ny lohan'ny mpanjaka.
# hampitraka avo ny lohany aorian'ny fandresena Izy
Nampitraka ny lohany ny olona rehefa mandresy, sy matoky tena, ary faly izy ireo. DH: "hampitraka ny lohany amim-pahatokisan-tena izy aorian'ny fandresena" na "ho mpandresy izy"