plt_tn/psa/110/007.md

861 B

Hisotro amin'ny lohasahan-driaka any an-dalana izy

Hisotro rano ihany no hijanonan'ny mpanjaka dia manohy manenjika ireo fahavalony izy. DH: "Satria izy manenjika ireo fahavalony, dia misotro rano ihany no hany hijanonany kely amin'ny lohasahan-driaka"

amin'ny lohasahan-driaka

Izany dia midika fa hisotro rano amin'ny lohasahan-driaka izy. Ny lohasahan-driaka dia ranomandeha kely. DH: "Hisotro rano avy amin'ny lohasahan-driaka izy"

ary dia

"noho izany"

hampitraka avo ny lohany Izy.

Ireo mety ho heviny dia 1) Ny mpanjaka mampitraka ihany no mampitraka ny lohany na 2) Yaveh no mampitraka ny lohan'ny mpanjaka.

hampitraka avo ny lohany aorian'ny fandresena Izy

Nampitraka ny lohany ny olona rehefa mandresy, sy matoky tena, ary faly izy ireo. DH: "hampitraka ny lohany amim-pahatokisan-tena izy aorian'ny fandresena" na "ho mpandresy izy"