# Hisotro amin'ny lohasahan-driaka any an-dalana izy Hisotro rano ihany no hijanonan'ny mpanjaka dia manohy manenjika ireo fahavalony izy. DH: "Satria izy manenjika ireo fahavalony, dia misotro rano ihany no hany hijanonany kely amin'ny lohasahan-driaka" # amin'ny lohasahan-driaka Izany dia midika fa hisotro rano amin'ny lohasahan-driaka izy. Ny lohasahan-driaka dia ranomandeha kely. DH: "Hisotro rano avy amin'ny lohasahan-driaka izy" # ary dia "noho izany" # hampitraka avo ny lohany Izy. Ireo mety ho heviny dia 1) Ny mpanjaka mampitraka ihany no mampitraka ny lohany na 2) Yaveh no mampitraka ny lohan'ny mpanjaka. # hampitraka avo ny lohany aorian'ny fandresena Izy Nampitraka ny lohany ny olona rehefa mandresy, sy matoky tena, ary faly izy ireo. DH: "hampitraka ny lohany amim-pahatokisan-tena izy aorian'ny fandresena" na "ho mpandresy izy"