plt_tn/psa/109/024.md

16 lines
377 B
Markdown

# Reraky ny lohaliko
Izany dia midika fa reraka izy ary sarotra aminy ny hijoro. DH: "Reraka ny nofoko" na "sarotra amiko ny hitsangana"
# ny fifadian-kanina
"satria tsy mihinan-kanina mihitsy aho"
# miova ho taolana mifono hoditra aho
Izany dia midika fa very lanja izy. DH: "niova ho mahia kely ny vatako" (UDB)
# mihifikifi-doha
Izany dia fihetsika tsy fankatoavana.