plt_tn/psa/109/024.md

377 B

Reraky ny lohaliko

Izany dia midika fa reraka izy ary sarotra aminy ny hijoro. DH: "Reraka ny nofoko" na "sarotra amiko ny hitsangana"

ny fifadian-kanina

"satria tsy mihinan-kanina mihitsy aho"

miova ho taolana mifono hoditra aho

Izany dia midika fa very lanja izy. DH: "niova ho mahia kely ny vatako" (UDB)

mihifikifi-doha

Izany dia fihetsika tsy fankatoavana.