# Reraky ny lohaliko Izany dia midika fa reraka izy ary sarotra aminy ny hijoro. DH: "Reraka ny nofoko" na "sarotra amiko ny hitsangana" # ny fifadian-kanina "satria tsy mihinan-kanina mihitsy aho" # miova ho taolana mifono hoditra aho Izany dia midika fa very lanja izy. DH: "niova ho mahia kely ny vatako" (UDB) # mihifikifi-doha Izany dia fihetsika tsy fankatoavana.