plt_tn/psa/109/011.md

16 lines
531 B
Markdown

# ny tompon-trosa
Olona izay mampindram-bola amin'olona hafa ka manantena an'ilay olona fa hamerina ny vola aminy
# handroba
"mangalatra"
# Aoka ho fongotra ny zanany; ary aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka mandimby
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy an'ireo zanany ho ringana.
# aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka
Eto ny hevitry ny hoe tsy misy hitondra ny anaran'ny fianakaviana dia lazaina toy ny hoe "ho voafafa ny anaran'izy ireo." DH: "aoka tsy hisy hitondra ny anarany"