plt_tn/psa/109/011.md

531 B

ny tompon-trosa

Olona izay mampindram-bola amin'olona hafa ka manantena an'ilay olona fa hamerina ny vola aminy

handroba

"mangalatra"

Aoka ho fongotra ny zanany; ary aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka mandimby

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy an'ireo zanany ho ringana.

aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka

Eto ny hevitry ny hoe tsy misy hitondra ny anaran'ny fianakaviana dia lazaina toy ny hoe "ho voafafa ny anaran'izy ireo." DH: "aoka tsy hisy hitondra ny anarany"